Momba ny fandraisam-peo amin'ny fiteny gd
Ny teny Gaelika Sikaotisy dia soratana amin'ny tendro miraika miankavia (à, è, ì, ò, ù). Matetika mifindra amin'ny teny Anglisy ny raki-peo Gaelika, ary mijanona amin'ny teny Anglisy izany rehefa ampiasaina ny fitiliana hoazy. Manana ny pejiny manokana ny teny Irlandey.